MITOHY NY FANAMARIHANA NY IRAY VOLAN’I #Gabhy

Ao anatin’ny iray volana natokan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina hanomezam-boninahitra manokana an’i Gabhy, dia hisy velan-kevitra hiresahana ny soram-piainan’ity mpanakanto ity ao amin’ny efitrano DOX ao amin’ny Tranombokim-pirenen’i Madagasasikara ny Alarobia 22 Martsa 2023 ho avy izao manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro.

Manasa antsika rehetra