TAGNAMARO AMBOASARY ATSIMO

Fandokoana solaitra be tao amin’ny EPP Ankirikiky Kaomina Ambanivohitrin’ny Behara no nosafidianana nanamarihana ny hentsika Tagnamaro amin’ity volana ity, izay tarihin’ny fianakaviany Serasera sy ny kolontsaina aty Amin’ny District ny Amboasary Atsimo miaraka amin’ny fikambanana tanora eny Behara sy ireo mpanabe.

Mahavita zavatra ny Tagnamaro no sady tsy mandany vola hoy ireo mpandray anjara.