« ??? ???????? ????’?? ???? ???????? ??????? (isika) »

Miomankomana ny tanànan’i Toamasina handray ny MMF501 na MIHAMY MADA FASHION andiany faha 4, ny 13-14-15 Aprily ho avy izao.

Ho fotoan-dehiben’ny sehatry ny haihaingo sy ny famoronana manodidina ny tontolon’ny lamaody ny MMF2023:

Varotra fampirantiana (stands expositions),

Fanentanana sy fifanakalozan-kevitra miompana amin’ny lohahevitra dingam-pamoronana (animations, Masterclass) haihaingo,

Filatroana isan-karazany (défilés de mode).