MMF501 na MIHAMY MADA FASHION ANDIANY FAHA-4 IV, FILATROANA ny andro voalohany, ny Alakamisy 13 Aprily

Manan-talenta ireto tanora mpilatro.

Marihina fa ny ankamaroan’izy ireo dia sambany vao mandray anjara amina filatroana avo lenta.

Isaorana ireo mpampiofana!