TAGNAMARO DISTRIKAN’I ANKAZOABO ATSIMO FARITRA ATSIMO-ANDREFANA

Nitarika ny hetsika ny lehiben’ny Distrika sy ny Delcc Ankazoabo atsimo.

Mpandray anjara : Ny sampandran-draharaha rehetra na miankina na tsy miankina amin’ny Fanjakana , Tanora, sivily sy Miaramila ,

Asa natao: Famboarana sy fanotofana ny lalana avy amin’ny Poste midina agny antsena .

Tanjona, mba ho azo andehana tsara ny lalana na mpandeha tongotra, fiara ,moto, Sarety , faly ireo vahoaka ato Ankazoabo atsimo tamin’izao fanaovana Tagnamaro izao.