VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY

DÔVY na RAZAFIMAHERY Lucien , mpanoratra avy any amin’ny faritra SOFIA no ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Avrily ity :

Ireto ireo hetsika anamarihana izany :

-Fampahafantarana ny mombamomba azy eto amin’ny pejy,

– Fihaonana sy velakevitra samihafa hotontosain’ny fitaleavam-paritra SOFIA.

Koa manasa anao àry hamantatra bebe kokoa ny andiany voalohany amin’ny mpanoratra DÔVY.