?????? ????, ?????????? ????

Perle RASOLOARIJAO, mpanoratra tsy zoviana amin’ny maro, no ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Mey ity.

Ireto ireo hetsika anamarihana izany :

-Fampahafantarana ny mombamomba azy eto amin’ny pejy,

– Fihaonana sy velakevitra iarahana amin’ny mpankafy .

Koa manasa anao àry hamantatra bebe kokoa ny andiany voalohany amin’ny mpanoratra Perle RASOLOARIJAO.