TAGNAMARO ANDILAMENA

Nanamarihana ny hetsika TAGNAMARO andron’ny Olom-pirenena ho an’ny Distrikan’Andilamena tamin’ity volana may 2023 ity ny fanadiovana ny lalana mamakivaky ny tanànan’Andilamena.

Zava-dehibe ny fiaraha-mientana tahak’izao ka nanentana ny rehetra mba hifanome tanana hatrany ny Delegasionan’ny Serasera sy ny Kolontsaina ao anatin’ny TAGNAMARO izay mbola hitohy isam-bolana.