TAGNAMARO VOLANA MEY

FARITRA VATOVAVY

TAGNAMARO manokana Distrikan’Ifanadiana, notanterahina tamin’ny 06 Mey lasa teo: fanamboaran-dàlana tao amin’ny kaominina Ambanivohitr’Ambiabe, teo amin’ny PK 11, RNT 14. Tsy tongan’ny fiara mpitondra marary ho entina any amin’n’y CHRD intsony tany an-toerana. Ka izany indrindra no nahatonga ny Delegasioninan’ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Ifanadiana sy ny tomponandraikitry ny kaominina ao an-toerana nanao izao asa fanarenana izao.