« ????????ℕ? »

Fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha malagasy. Lohahevitra amin’ity volana ity ny « ​​​​​​​​HAZOMANGA ​ »

Harahinao: – ao amin’ny Fahitalavi-pirenena #TVM ny Alahady 28 mey 2023 amin’ny 7ora sy 45 minitra alina – ao amin’ny Radiom-pirenena #RNM ny Alarobia 31 mey 2023 amin’ny 8 ora sy sasany alina, ary ho hitanao ao amin’ny tranonkalan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.