??? ????’?? ????-???????????? ?Ô?Ô:

???????? ?À???? ????’? ?????? ??? ?? ???????????’?? ???????? ?? ?? ???????????

Loza mitatao amin’ny tanora malagasy indrindra ireo miaina antanan-dehibe ny zava-mahadomelina ?Ô?Ô satria manimba ary mety hitarika any amin’ny fahaverezan-tsaina tanteraka. Anisan’ny mitsangana mandray andraikitra manoloana ny fiparitahany amin’izao fotoana izao i ?????? ??? Kapitenin’ny ekipam-pirenena BAREA teo aloha sady filoha mpanorina ny Klioba 67?? ???? ??.

Mandalo eto an-tanindrazana ny tenany amin’izao fotoana izao ka manao hetsika fanentanana.

Niantso ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa ????????? ?????????????? izy, hifanome tanana aminy amin’ny fanentanana sy fampahafantarana ny tanora ny loza mitatao amin’ny firongatry ny zava-mahadomelina RORO.

Namaly ny antsony moa Ramatoa Minisitra, izay efa nanomboka nanao izany fanentanana izany rahateo koa, ka niara-nientana ny 2 tonta tetsy amin’ny Collège ?????-????Ç??? ?????? sy Collège ?????-?????? ?? ?????? Antanimena, ary ny Collège ?????-?????? Amparibe androany Alarobia 31 Mey, nihaona tamin’ireo tanora mpianatra nanao ny fanentanana ny amin’ny tsy tokony hanandramana akory izany zava-mahadomelina izany mba tsy hiteraka fiankinan-doha.

Ramatoa Minisitra ????????? ?????????????? dia efa miara-miasa amin’ny mpitsabo manam-pahaizana manokana momba ny fiankinan-doha (addictologue), ny Dr ????a????? ?????????????????, amin’ny fandraisana an-tanana ireo tanora efa miankin-doha ka mila fitsaboana, ka nandray anjara koa ity mpitsabo ity tamin’ny fanazavana ara-pitsaboana ny mikasika izany ady amin’ny zava-mahadomelina izany.

Nosafidiana ny sekoly hanaovana ny hetsika fanentanana toy izao, noho ireo tanora zandriny mora voatarika sady tia andrankandrana.

Ary koa satria eny amin’ny manodidina ny sekoly rahateo matetika no anaovan’ireo mpivarotra sy mpanaparitaka rongony ny asa ratsiny.