« À ?? ????????? ?? ???????? ?? ???? ?????? »

MPANAO GAZETY ARA-PANATANJAHANTENA MIISA 35 SY MPANAZATRA 50 NO NAHAZO FAMPIOFANANA AVO LENTA

Nikarakara fampiofanana ho an’ny mpanao gazety ara-panatanjahan-tena i ?????? ??? amin’ny maha-filohan’ny 67HA CITY FC azy ka nangatahany ho Reny mpiahy ny fampiofanana Ramatoa ????????? ?????????????? Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina.

Nandritra ny hefarana, ny Talata faha 30 Mey hatramin’ny Zoma 02 Jona no nanatanterahana izany, ka ilay mpanao gazety fanta-daza any Frantsa sy Eoropa ?????? ??????? no tonga nampiofana an’ireto mpanao gazety ara-panatanjahantena miisa 35

avy amin’ny haino amanjerim-panjakana sy tsy miankina .

Tombony lehibe ho an’ireto mpanao gazety ireto izay hiatrika tsy ho ela ny JIOI na ??????’?? ?? ???? ??? ????’?? ?????????-?? ??????? andiany faha-XI hotanterahina eto Madagasikara (25 aogositra – 03 septambra), izao fampiofanana izao.

?????? ??????? dia mpanao gazety matihanina sy vonton-traikefa amin’ny fampitàna sy fitantarana hetsika iraisam-pirenena goavana toy ny ℂ??ℙ? ?? ??ℕ?? sy ny ???? ????ℙ?ℚ???.

Ho an’ireo mpanazatra anatin’ny taranja baolina kitra miisa 50 kosa dia i ????-??? ??????? mpilalao baolina kitra matihanina teo aloha (????? ?????-???????, ????? ???????, ?? ?????-É??????, ?? ??é????-?????????, ?????? ???? ?? ??????) no nifampizara traikefa tamin’izy ireo.