MANASA ANAO ANJIFA ATRANY NY TALENTAN’IREO MPANAKANTONTSIKA

MANASA ANAO hanjifa hatrany ny talentan’ireo mpanakantontsika.

Am-pifaliana no anolorana antsika ny varotra fampirantiana karakarain’ny fikambanana ??ℙ?ℂ?ℝ na ny Association des Artistes Plasticiens de Madagascar izay mitondra ny lohahevitra hoe « ???????? ?? ??’?? ?????????????? », ao amin’ny ??????? ????????? galerie d’art ?.?.????????, manomboka ny 05 Jona hatramin’ny 20 Jolay 2023.

Koa manasa antsika ho tonga maro hamantatra sy hanjifa ny sanganasan’ireto mpanakanto maromaro mivondrona anatin’ny ??ℙ?ℂ?ℝ

Tsy misy vidim-pidirana

Misokatra amin’ny 09ora maraina hatramin’ny 04ora folakandro ny varavarana.