VOAFIDY INDRAY HO FILOHAN’NY FILANKEVI-PITANTANAN’NY ???? ANDRIAMATOA ???????????? ???????

Tontosa omaly Talata 06 jona 2023 tolakandro ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny Filankevi-pitantanan’ny ???? ?? ?? ??????-???????? ?? ??’?? ???’?? ?????????, amin’izao taom-pikatrohana vaovao izao.

Lany ho filohan’izany Filankevi-pitantanana izany indray Andriamatoa ???????????? ??????? tamin’ny isam-bato 11 tamin’ny 14. Marihina fa mpikambana miisa 14 amin’ny 15 no tonga nanatrika, iray kosa no nanome tararasy fanomezan-dalana na « procuration ».
Nolaniana ihany koa avy teo ireo « ?????? ?? ????????? 2023 » sy ny « ?????? ????????? 2022 » ary ny « ?????? ????????????? 2022 », taorian’ny tatitra nataon’ny mpanatanteraka notarihin’ny Talen’ny OMDA ??????????? ??????????? ?????????.
Nandritry ny « Samihafa » kosa no nanapahana fa hisy ny fivoriana manaraka tsy manara-potoana izay ihaonana amin’ny orinasa ??????? mba hahafahana mandroso amin’ny fivoriana ara-potoana manaraka ireo fanavaozana tiana ho entina amin’ny fanavaozana ny OMDA.
Voafidy indray hitarika ny Filankevi-pitantanan’ny OMDA izany Andriamatoa Tale Jeneralin’ny Kolontsaina Francis RAZAFIARISON na i Francis Turbo rehefa avy nisahana izany andraikitra izany ny taona 2020 hatramin’ny 2022.