RNM /TVM

TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO

Toy ny efa fanarakan-tsika isaky ny Zoma dia hisy androany ny fandaharana « Tsy ho tompon-trano mihono » iarahana amin’ny Minisitra Lalatiana RAKOTONDRAZAFY izay Mpitondra Tenin’ny Governemanta hitondrana amintsika fanazavana momba ny fandaharan’asam-panjakana sy ny raharaham-pirenena

Hanomboka amin’ny 01 ora sy sasany ny fandaharana ary handeha mivantana ao amin’ny RNM 99.2 FM sy TVM ary ireo onjam-peo maro manerana ny Nosy .

« Manana zo hahafantatra ianao olompirenena »