AKON’NY TAGNAMARO DISTRIKA TOAMASINA FAHAROA-FARITRA ATSINANANA (volana Jona)

Amin’izao fanomanana ny fetim-pirenana izao dia niara- nientana ny fokonolona sy ireo sampandraharaha maro samihafa any an-toerana niara-nanatsara sy ny nanome endrika vao sy mendrika handraisana izany fetim-pirenana izany tamin’ny alalan’ny TAGANAMARO ny kianja monisipaly ao Foulpointe androany sabotsy faha 3 ny volana Jona 2023.