AKON’NY TAGNAMARO VOLANA JONA. MAHANORO- FARITRA ATSINANANA

Fanadiovana sy Fanajariana ireo ahi-maitso anatin’ny kianja Manara-penitra no nifandrombonan’ny fokonolona ao Mahanoro niara-nientana androany sabotsy faha 17 Jona 2023 tamin’ny alalan’ny TAGNAMARO.

Isan’ireo lalan-tsaina voizin’ny MSK ny fampanajana ny fikolokoloana ireo fananana iombonana toy izao mba haharitra ny fananana azy.

Tonga nanome tanana nandray anjara tamin’izany hetsika tagnamaro androany izany ny Loholon’i Madagasikara Andriamatoa MANASOA Donat TANG.