TAGNAMARO TAO KANDREHO

Vehivavy mivondrona ao anatin’ireo Fikambanam-behivavy rehetra ao amin’ny renivohitr’i Kandreho no niara-nifarimbona nanadio ny manodidina ny Hopitaly fandidiana ao amin’ny Fokontany Atsimondrano tamin’ity andiany faharoa ity.