TAGNAMARO MANANARA AVARATRA

Fangadiana tatatra tao Andraokaraoka no nanaovana Tagnamaro tao Mananara avaratra, fiaraha mientana nataony mpitondra sy fokonolona no nafahana namelona indray io tatatra io .