TAGNAMARO SOANIERANA-IVONGO

Fanatsarana ny LALANA izay tena andalovan’ny olona matetika toy ireo mpizaha tany izay ho an’ny SAINTE MARIE no natao. Maro ny olona tonga namaly ny antso.