ROVAN’ I MADAGASIKARA, ROVAN’ NY MALAGASY REHETRA

Efa maherin’ny 15.000 ny mpitsidika nanomboka tamin’ny Alatsinainy faha 19 Jona 2023, andro voalohany nisokafany indray ho an’ny daholobe.

#rovan_i_madagasikara

#ormada

#Minisiteran_ny_Serasera_sy_ny_Kolontsaina