TAGNAMARO MANOKANA SAINTE MARIE

Tanteraka anio maraina io ilay tagnamaro manokana nanentanana ireo Kristianina hanadio ivelany ,fitaovana ary nandamina ny ao anatin’ny Fiangonana Ambodifotatra izay notarihin’ny ekipan’ny Serasera sy ny Kolontsaina aty Sainte Marie , DRCC ,DLCC , Responsable Musée , ary ireo Sampantservisy , Police ,Kristianina vory maro.

7 Nisy ireo fiaraha miasa tamin’ireo mpandraharaha nanome fiara eny na ireo Musulman aza , ary fitaovana sasany avy tamin’ny hôpital . Fahombiazana no azo ary efa mipetraka foana ilay lalantsainan’ny Tagnamaro .

DLCC