KIANJA MASOANDRO

Miisa 1.062 ireo tonga nanjifa ny seho an-tsehatra tantaran’ny Mpanjaka teto Madagasikara tamin’ny taonjato faha-XIX, ny Sabotsy lasa teo.