VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY

Manasa anao hanatrika ny tohin’ny fampahafantarana ny mpanoratra NIRHY-LANTO izay karakaraina anio.

Ity no famaranana ny hetsika fampahafantarana karakaraina eto anivon’ny Tranombokimpirenen’i Madagasikara.

Fa ny fampirantiana eny amin’ny TranoSary Ambohidahy kosa dia mbola mitohy.