TAGNAMARO KANDREHO

Nanohy ny fanamboaran-dàlana mihazo ny Kaominina ambanivohitra Antanimbaribe izay efa natomboka ny volana lasa teo tamin’ny alàlan’ny Tagnamaro ny fokonolona avy ao amin’ny Fokontany Morarano sy Fokontany Berano.