TAGNAMARO MORAFENOBE

Fanamboarana ny lalana miazo ny biraon’ ny Distrika no nataon’ny olom-pirenena tagnamaro ho an’ity volana Septambra ity.

Nototofana vato sy tany voafantina ireo lavaka mba ho azo aleha ny lalana.