TAGNAMARO SAINTE MARIE

Tafiditra anatin’ny fankalazana ny andron’ny fahadiovana Na Clean UP day izay nanadiovana ny plage tao Agnalaranjy Izay notarihin’ny Fikambanana Lions Club Sainte Marie fiaraha mientana tamin’ny Solontenan’ny Serasera sy Kolontsaina androany Sabotsy tolakandro nohon’ny Fandaminana.

Tonga nanome Tanana tamin’izany ireo sampandraharaha maro sivily sy miaramila ary ry zareo avy ao amin’ny fiadidian’ny Tanana .

Manohy ilay tanjona hamadihana ity toerana ity ho toeram-pitsangatsanganana ihany koa izao fanadiovana izao. Isaorana ny nandray anjara rehetra.