VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY

HOBIANA, Poeta, mpanoratra, efa tsy zoviana amintsika mpiserasera eo anivon’ny tambajotra no ankalazain’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ny alalan’ny fandaharanasa « Volana iray, mpanoratra iray » amin’ity volana Septambra ity.

Fampahafantarana ny mombamomba azy eto amin’ny pejy MSK sy gazety boky Hetsika ary fihaonana mivantana aminy no fomba hanamarihana izany.

Manasa antsika àry hianoka ny andiany voalohany amin’ny lalana nodiavin’iHOBIANA.

#volana_iray_mpanoratra_iray

#Hobiana

#Minisiteran_ny_Serasera_sy_ny_Kolontsaina