NDAO HANKAFY BEATBOX

Amin’izao fiverenan’ny Tompon-daka eran-tany DO-B eto an-tanindrazana izao dia miara-miombonantoka amin’ny Minisitera MSK izy, ka manome fotoana antsika ao amin’ny Ivokolo Analakely, ny Sabotsy 23 Septambra amin’ny 2 Ora folakandro.

Hiaraka aminy ao i BOLO, i MONI ary i EPISTOLIER
Zava-kanto efa misandrahaka manerana ny nosy ny BeatBox

TONGAVA MARO.