TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO AO AMIN’NY RNM /TVM

Taorian’ny tsy fisian’ny fandaharana herinandro vitsy dia hiverina amintsika indray ny fandaharana izay efa fanaratsika isaky ny Zoma dia ny fandaharana « Tsy ho tompon-trano mihono » iarahana amin’ny Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy izay Mpitondra Tenin’ny Governemanta.

Hitondrana amintsika fanazavana momba ny fandaharan’asam-panjakana sy ny raharaham-pirenena

Hanomboka amin’ny 01 ora sy sasany ny fandaharana ary handeha mivantana ao amin’ny RNM 99.2 FM sy TVM ary ireo onjam-peo maro manerana ny Nosy .

« Manana zo hahafantatra ianao olompirenena »