VOLANA IRAY , MPANORATRA IRAY

RIVA, Poeta, mpanoratra, efa tsy zoviana amintsika mpiserasera eo anivon’ny tambajotra no ankalazain’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ny alalan’ny fandaharanasa Volana iray, mpanoratra iray amin’ity volana Oktobra ity.

Fampahafantarana ny mombamomba azy eto amin’ny pejy MSK sy fihaonana mivantana aminy no fomba hanamarihana izany.

Manasa antsika àry hianoka ny andiany voalohany amin’ny lalana nodiavin’iRIVA.