Lasa indray isika oh:

Hifanandrina hanafana ny KIANJAN’NY HIRAGASY indray ny Alahady 19 Novambra ho avy izao manomboka amin’ny 10ora, ny tarika RALIVASON AMPARIMANGA sy ry RAKOTOMALALA RENE ANIVORANO.
Manasa antsika hatrany eh!