TAGNAMARO MAROANTSETRA

FANADIOVANA NY MORONTSIRAKA
Andranonagnozy mba ho lasa morotsiraka mahafinaritra no asa natao abdroany Sabotsy 18 Novambra 2023.
Fanesorana ireo fako sy ahitra maina entin’ny ranomasina eny amin’ny morontsiraka no natao tamin’izany.