Ankalazaina androany 5 Desambra ny JMV na ????? ???????-???????? ?? ??’?? ??????????? ??-????????Ankalazaina androany 5 Desambra ny JMV na ????? ???????-???????? ?? ??’?? ??????????? ??-????????

« ???? ????? ??????? ?? ?????-????????? ».

Io no lohahevitra miendrika fanontaniana nosafinidy ho an’ny fankalazana 2023.

Ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina sy ny mpiara-miombon’antoka maro miantsehatra amin’ny filatsahana an-tsitrapo dia nisafidy ny ????? ???????????? etsy Ankorondrano, hankalazana ny andro androany.

Ka nanaovana an’ireo asa manaraka ireto: ??? ??????????? ????-????????; ??? ?????????? ?? ??????? ?? ???????; ??????????? ?????????; ???????????? ???? ????????; ?????à?? ?????????? ?? ??’?? ??????; ?????????? ????????? ?? ???????? ???? ?? ??’?? ?????.

Nosafidiana manokana ity toerana ity izay miahy ankizy maro anatin’ny fahasahirana, satria ity andro androany ity ihany koa dia natokan’ny Firenena mikambana ahatsiarovana ireo ankizy maty noho ny ady mitranga any Israël sy Palestina.

Ny hetsika natao koa moa dia mifanidran-dàlana amin’ny fandaharan’asa ???ℕ???ℝ? izay efa nimasoan’ny Minisitera MSK nanomboka tamin’ny taona 2019. Io dia Soatoavina Malagasy mifototra amin’ny valitanana sy fifanampiana ka ezahina velomi-maso amin’ny alàlan’ny ????????? ??????’?? ????-????????. Ho fiara-misalahy amin’ny fanajariana sy fanorenana fananana iombonana.

Tonga nanotrona ny asa natao androany Ramatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY izay Reny mpiahy ny ????? ???????????? nanomboka tamin’ny taona 2017.

Miarahaba antsika mpilatsaka an-tsitrapo rehetra ary misaotra antsika mandray anjara amin’izao fankalazana izao. Avy amina vondrona sy fikambanana maro izy ireo isan-taona, tonga maro foana miara-misalahy sy mifanome tànana amin’ny ekipan’ny Minisitera [????, ???, ??????, ??é?????? ?????, ????????? ????, ??????????’?? ?????? ?? ???’?? ????????, ????????? ???????????? …]