FITONDRANA NY TENY FAMPIONONANA HO AN’ NY FIANAKAVIANA NAVELAN’ I MARIETTE ANDRIANJAKA

Tonga nitsapa alahelo sy nitondra fampiononana ho an’ny fianakaviana navelan’i Mariette ANDRIANJAKA, ny zoma 1 Desambra, ny ekipan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.

Ramatoa Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Fampianarana ara-teknika sy ny Fanofanana arak’asa izay nitondra teny tamin’ny anaran-dRamatoa Minisitra misolo toerana ny Minisitra MSK, no nitarika izany.