TAGNAMARO DISTRIKAN’I MOROMBE (FARITRA ATSIMO-ANDREFANA)

Tontosa ny Alakamisy faha 28 Desambra 2023 ny Tagnamaro teto amin’ny Kaominina Ambonivohitra Morombe.

Fakana ireo bozaka, fako ary ireo lobolobo teto anivon’ny Kaominina ny asa natao izay niarahana tamin’ireo fikambanam-behivavy eto an-toerana sy ny avy ao amin’ny Zandarimariam-pirenena.

Ny Kaominina Ambonivohitra Morombe izay anisany nahazo tombony amin’ny fahazoana izao fotodrafitrasa Manarapenitra vaovao izao tamin’ny Fitondrampanjakana.