FANANGANAN-TSAINA VOALOHANY NIARAHAN’ANDRIAMATOA MINISITRA TAMIN’IREO MPIASAN’NY MINISITERA.

Hentitra fa tamim-pitiavana hatrany ny hafatr’Andriamatoa Ministra tamin’ny mpiara-miasa rehetra androany mikasika ny fanatanterahana ny asa sy ny vina ary ny tondrozotra entina handraisana andraikitra amin’ny fampiroboroboana ny Minisitera.

« ???? ??? ?? ?????? ?????? ??????-????? ??????? ??? ??????’?? ??????????, ?????????? ????? ???? ?????. ?? ???? ????? ???-??????? ??????’?? ????????-???? ?? ?????????????? ????? ???????. ???????????? ?? ?? ??????’?? ???????? ?? ????????????. ????? ??? ???? ?? ??????? ?? ?????? ??????????? ?? ?an?????-???? ????’????? ????? ».
Mpiasam-bahoaka isika hoy ihany Andriamatoa Minisitra. Tsy misy Fanjakana ho marin-toerana raha tsy mametraka fitokisana amin’ny vahoaka izay mampiasa antsika isika. Hanana andraikitra lehibe ny isam-batan’olona mba hanadio kianja isika ato amin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.
Olon’ny fiarahamonina ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ka namafisiny fa misokatra amin’ny fifanakalozan-kevitra.
Dia nirary soa sy fahombiazana ho an’ny rehetra izy, mba hahatontosa ny adidy sy asa rehetra notanterahina amin’ity herinandro ity.

Taorian’ny fananganan-tsaina dia nitsidika ny toeram-piasana sy ny mpiara-miasa tao amin’ny Radio sy Televiziona Malagasy ny delegasionina notarihin’ny Ministra Augustin ANDRIAMANANORO.