FAMPATSIAHIVANA AVY AMIN’NY MINISTERAN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA

Manoloana ny firongatry ny fisolokiana sy ny fanaparitahana vaovao tsy marina amin’ny alàlan’ny kaonty sandoka ao anaty tambanjotran-tserasera sosialy, ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, amin’ny alàlan’ny « ??????? ?? ????? ?????? ?? ???????????????é »

na ???? dia mampatsiahy hatrany fa voararan’ny lalàna ny fanaovana izany.

Araky ny Didim-panjakana laharana faha 21958/2019 tamin’ny 2 Oktobra 2019 izay nanorenana azy, ny ???? dia vondrona iray miandraikitra ny ady amin’ny herisetra an-tambajotra, na amin’ny fisorohana na amin’ny fanenjehana miaraka amin’ireo vondrona hafa mitovy aminy.

☎️ ????: 033 64 951 47