***??????? ??? ?????***

Toy ny efa fanao isaky ny ??????????? sy ny ????????? nanomboka herinandro vitsy izay dia mandray Minisitra iray ny fahitalavi-pirenena TVM mandritra ny vaovao an-tsary ny hariva, hanazava an’ireo fandaharanasa goavana izay tanterahiny eo anivon’ny departemanta ministerialy sahaniny.

Anio Alatsinainy 19 Febroary 2024 dia ny Minisitry ny Asa sy ny Fampananan’asa ary ny Asam-panjakana ??????? ????????? ??????????? no ho vahinin’ny Vaovao an-tsarin’ny TVM amin’ny 7 ora hariva, izay hanasana antsika mpijery.