***????????????***

Manasa antsika rehetra hanatrika ny velakevitra iarahana amin’ny ?????????? ?????????, ny alarobia 21 febroary amin’ny 2 ora sy sasany, ao amin’ny ???????? ???, Tranombokim-pirenena Anosy.

Ity hetsika ity dia isan’ireo hetsika ara-kolontsaina manodidina ny boky sy ny vakiboky, karakarain’ny Tranombokim-pirenena isaky ny alarobia hariva.