« ????? ?????????? ???? – ????? »

Hosokafana amin’ny fomba ofisialy ny alakamisy 22 febroary ho avy izao eny amin’ny IVOKOLO Analakely, ny « ????? ?????????? ???? » eo anivon’ny OFNAC (?????? ???????? ??? ???? ?? ?? ?? ???????), izay rafitra eo ambany fiahian’ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.

Varotra fampirantiana iarahana amin’ny « ??????????? ??? ???????? ??????????? ?? ?????????? » na AAPMCAR no hanamarihina izany.
Ity hetsika ity dia entina hamporisihina ireo artista hanatsara hatrany ny sanganasany ary hanentanana ny rehetra fa indrindra ny tanora ho liana bebe kokoa amin’ny zava-kanto sy ny sary hosodoko.
Koa manasa antsika ho tonga maro fa maimaipoana ny fitsidihana.