« ?????’? ???????????? – ??????????’?? ?????? ??????? ?? ????????? ??? ????????? ?????̧?????. »

Fifaliana ho an’ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ny nandray ny filoha lefitry ny ????????? ??? ????????? ?????̧????? ??????? ???????????, ary nitondra azy nitsidika ny ?????’? ???????????? ny alahady 18 febroary 2024, mandritra izao fandalovany eto Madagasikara izao.

Ny ministera dia miara-miasa akaiky amin’ny ???????? ?????̧???? ?? ??????????, amin’ny fampivoarana ny vaky boky ho an’ny daholobe.
Sary vitsivitsy nanamarika ny fitsidihana ny alahady lasa teo!