HAREMBAKO-PIRENENA PIC SAINT LOUIS ANY TOLAGNARO

???? ??????????? ???? ?????-?????? ??? ????????

Vita sonia omaly Alakamisy 29 Febroary 2024 teny amin’ny IVOKOLO Analakely ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina tarihin’ny minisitra ?????????????? ????????, ny tetikasa PIC (Pôles intégrés de Croissance) niaraka tamin’ny Mpandrindra Nasionaly ?????????????? ???????? ?????? ary ny Governoran’ny Faritra Anôsy ??????????????????? ???????, momba ny fanajariana sy fanatsarana ny harembakom-pirenena “??? ????? ?????” any Taolagnaro.

Hametrahana fotodrafitrasa hanamora ny fitsidihan’ny sokajin-taona rehetra azy, toy ny tohatra, ireo lalam-pitsidihana (circuits) miisa 3 mitondra any amin’ny 600 metatra misy ny tendron’ity tendrombohitra ity na ny Pic Saint Louis.

Valo volana no faharetan’ny asa ary kendrena ho azo tsidihina mialoha ny faran’ny taona. Hamafisina koa ny fampahafantarana azy maneran-tany sy ny fikojakojana ireo fotodrafitrasa.

 » ?? ??????????? ????’?? ???? ??????????? ??? ??? ?????????-?????? ????? ?????????????? ??? ???????? ?????? ?? ??’???? ???? ????? ??????????? ?????  » hoy ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, ANDRIAMANANORO Augustin. Hahazo tombony amin’ity tetikasa ity araka izany ny fizahantany sy ireo mpisehatra rehetra fa indrindra ny toekarena amin’ny ankapobeny any amin’ny Faritra Anôsy.

Ity fifanarahana vita sonia omaly ity dia maneho hatrany ny fitokisan’ireo mpiara-miombona antoka amin’i Madagasikara ary manohana ny vina fampandrosoana napetraky ny Filoham-pirenena miankina amin’ ny fampandrosoana ny fototra maha olona, ny fampiroboroboana ara-toekarena ary ny fanjakana tsara tantana.