???????’?? ??????????

Niroso tamin’ny fizarana fisotroan-dronono voalohany ho an’ny taona 2024 ho an’ireo artista/mpamorona androany 15 marsa 2024 ny ?????? ???????? ?? ????? ?’?????? na ny OMDA.

Mahatratra 162 ny isan’ireo mpandray fisotroan-dronono ao amin’ny OMDA ankehitriny. Feno 60 taona no mihoatra, 15 taona naha mpikambana ary 10 taona nisitrahana ny zon’ny mpamorona ireo mpanakanto sy mpamorona misitraka fisotroan-dronono ireo.