FIFAMINDRAM-PAHEFANA

Tontosa ny Alatsinainy 25 Marsa 2024 tao amin’ny ???????? ???, ???????????-???????? Anosy ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Talen’ny Kabinetra teo aloha andriamatoa ???? ??????????? sy ny Talen’ny Kabinetra vaovao andriamatoa ?????́ ??????????. Lanonana fohy natrehan’ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina andriamatoa ?????????????? ???????? sy ireo mpiara-miasa rehetra.

Nisaotra ny Talen’ny Kabinetra teo aloha tamin’ny asa vitany ho an’ny ministera andriamatoa ?????́ ??????????. Tsy zoviana amin’ny maro ary manana traikefa eo amin’ny lafiny haikanto, ny asa fanaovan-gazety ary efa nitondra avo ny lazan’i Madagasikara tany ampitan-dranomasina tamin’ny alalan’ny « bandes dessinées » ny Talen’ny Kabinetra vaovao izay nandray ny toerany androany.

Ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina tarihin’ny minisitra Augustin ANDRIAMANANORO dia mirary soa an’andriamatoa Elysé RANARIVELO hahatontosa amin’ny antsakany sy andavany ny andraikitra nomena azy.