Vahinin’ny TVM – Hetsika 100 andro

Ny Minisitry ny Raharaham-bahiny ?????? ???????????????? , no ho vahinin’i Mampionona Rakotoarison rehefa avy eo ao anatin’ny Vaovao antsary amin’ny 7 ora ao amin’ny TVM.

Ezaka sy vokatra nandritry ny « 100 andro » no hozarainy amintsika mpijery anio alina.
Handeha mivantana ao amin’ny RNM ihany koa ny vaovao.

Manasa antsika rehetra hanjoy izany.