FAMINDRAM-PAHEFANA

Tontosa androany maraina tao amin’ny HAVORIA Anosy ny famindram-pahefana teo amin’ny tale jeneralin’ny Ofisin’ny Radio sy Televiziona Malagasy ORTM teo aloha, Jean Yves BELALAHY izay voatendry hitana andraikitra hafa ivelan’ny ministera, sy ny tale Jeneraly vaovao ???????? ??????????.

Tsy olom-baovao eo amin’ny sehatry ny haino aman-jery akory Andrimatoa RANARIVELO Nampoina. Nialoha izao fanendrena azy izao, dia nitantana ny fahitalavi-pirenena TVM nandritra ny roa taona sy tapany izy. Nambarany fa adidy sy andraikitra fa tsy voninahitra izao toerana maha tale jeneraly izao ary midika izany fa mavesatra ny lanja iantsorohana. Nametraka fanamby ny tenany hanohy hatrany ny fanatsarana ny tolotra aroson’ireo haino aman-jerim-panjakana TVM sy RNM ho an’ny mpijery sy mpihaino.

Nanatrika ny fifamindram-pahefana androany ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ?????????????? ????????. « ??????’?? ???? ??ℎ??? ???????? ?? ℎ??????????? ?? ??ℎ??’?? ????????? ?? ℎ???? ????-?????-????????? », hoy izy ary « ????? ???? ℎ?ℎ?????????? ????’????? ?? ???????????? ?? ??ℎ????-??????’???? ??????-????? ?? ??????’?? ???? ». « ??? ???????? ??? ????’?? ????? ?????? ????? ?????, ??? ??? ??????? ????? ?????????? ????? ??ℎ? ?? ????? », hoy ihany ny minisitra. Notsindriany koa fa manana adidy ny haino aman-jerim-panjakana hamerenana ny malagasy ho iray vala, mba tsy hifandrafy sy ho voazarazaran’ny tambajotran-tserasera.