VAHININ’ NY TVM – HETSIKA 100 ANDRO

Ny Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga ??????? ????????? no ho vahinin’i Hantsa Rakotomanana anio alina ao anatin’ny Vaovao antsary amin’ny 7 ora ao amin’ny TVM.

Ezaka sy vokatra nandritry ny « 100 andro » no hozarainy amin’ny mpijery anio.

Handeha mivantana ao amin’ny RNM ihany koa ny vaovao.

Manasa antsika rehetra hanjoy izany.