VAHININ’NY TVM – HETSIKA 100 ANDRO

Ny Minisitry ny Asa Vaventy Colonel Ndriamihaja Livah ANDRIANATREHINA, sy ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ANDRIAMANANORO Augustin no ho vahinin’i Irène Ravololoarimanga ao anatin’ny Vaovao antsary amin’ny 7 ora alina ao amin’ny TVM.

Ezaka sy vokatra nandritry ny « 100 andro » no hozarain’izy ireo amin’ny mpijery anio alina.

Handeha mivantana ao amin’ny RNM ihany koa ny vaovao.

Manasa antsika rehetra hanjoy izany.