????? ???????-???????? ?? ??’?? ??????? ??????? ?? ????-??????? ??????? ??????’? ????? – 18 Avrily

Village Zafimaniry Ambohimanarivo Ambositra

Rova Ambositra

Mandritra ny herinandro, manomboka ny 19 avrily hatramin’ny 26 avrily, hisy ny fampahafantarana harembakoka maro eto amin’ny pejy fesibokin’ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.